Entrée iza
Partie du discours pronom [liste complète]
Explications en malgache Atao eo aorian' ny anarana ka entina milaza olona: Ankizy iza no nandrovitra itỳ bokiko itỳ? nefa azo ilazana zavatra koa izy ka amin' izay entina manavaka ny iray amin' ny zavatra anankiroa na betsaka voalaza: Satroka iza amin' ireto no hovidinao?
Manao ny ankabeazan' ny asan' ny anarana ary enti-milaza olona indrindra: Iza no nanambara izany vaovao izany taminao? / Zanak' iza itỳ zaza itỳ?, nefa mety hilaza zavatra na biby ny "iza" mpisolo anarana raha ta hanavaka ny iray amin' ny zavatra roa na betsaka: Iza no hoentinao amin' ireto omby ireto? [1.1]
Explications en anglais Who? [1.7]
Explications en français Qui? [1.8]
Synonymes zovy
Mots composés 
Titres An' iza ny tsiny? (Ravelomoria Wast)
Iza Moa?
Tableaux et planches tous les pronoms

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31