Entrée ekany
Partie du discours adverbe [liste complète]
Définition malgache  [Taisaka, Tanala] eny [Rakotosaona 1972]
 Asolon' ny olona ny Eny raha mamaly sady mitovy hevitra aminy rahateo: Hiainga rahampitso ihany ve ianao ? Ekany ! [Rajemisa 1985]
Définition française  [Taisaka] oui [Deschamps 1936]
  [Tankarana] oui, c'est bien cela. [David 1952 (takila E)]
Autres orthographes 
Synonymes eka

2017/03/10