|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Imerina |
| Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Teny ilazana ny tany ambony havoana "manerinerina" itoeran' ny Merina, izany hoe ny foko eto afovoan' ny Nosy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 the district in the central part of the island inhabited by the Hova, not including Vonizongo and Vakinankaratra, which are only included in Imerina enin-toko. Comp. Erina.
[1.2] 5 the inland of Madagascar around Tananarive [1.7] |
| Ohatra |
6 Ny mpifindra monina avy tany imerina.
[2.508]
7 Izahay eto imerina no solon-dray aman-dreninao. [2.528] |
| Tovy hevitra | 8 ankova, ankova, ankova |
| Mpanahaka | 9 emyrne, 10 emyrne, 11 merina, 12 merina, 13 nytendrombohitraroambinifolo |
| Kamban-teny rehetra | 14 Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Teny nalaina | 16 Soratra misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 17 enimira, Imerina, 18 mierina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|