|
|
|
|

Teny iditra1  Imerina enin-toko
Singan-teny  2 Imerina, 3 enina, 4 toko
Sokajin-teny  5  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  6 the six divisions of Imerina:
7 Avaradrano,
8 Vakinisisaony,
9 Marovatana,
10 Ambodirano,
11 Vonizongo,
12 Vakinankaratra. [1.2]
Voambolana  13  Haitoetany: firenena, foko

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17