|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  toko
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ireo biriky na vato telo ipetrahan' ny vilany andrahoana sakafo: Tambino ity toko tapaka ity sao mianjera eo ny vilany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a trivet for supporting a kettle [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 trépied, les trois pierres fixées au foyer en guise de trépied sur lesquelles on met la marmite [1.3]
6 trépied pour une marmite [1.8]
Kamban-teny rehetra  7  Fikambanana 12 amin' io teny io
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)9  toko
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 Fizarazaran' ny boky eo amin' ny fandaharana ny lahateny na ny tantara: Toko fahasivy
12 Fitambaran-javatra efa voatsinjarazara samy hitokana: Ohatrinona ny toko iray amin' ireto voanjo ireto? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13 a group, a company [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 chapitre: Vakio ny toko fahadimy (Lisez le cinquième chapitre)
15 tas, lot, part, escouade, bande: Ataovy toko folo ireo paiso ireo (Faites dix tas, dix parts de ces pêches) ~ Ataovy toko telo io hena io (Faites trois parts de cette viande) ~ Mikambàna amin' ny toko fahefatra hianao (Unissez-vous à la quatrième bande) [1.3]
16 tas; chapitre; groupe, compagnie [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tambinteny :
Kamban-teny rehetra  39  Fikambanana 7 amin' io teny io
Ohabolana  40  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  41 Koto, toko

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17