|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  enina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Dimy ampiana iray: Enim-bolana ny tapa-taona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 six [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 six [1.3#126, 1.5, 1.8]
Isam-pirenena  6 6
7 VI [3.1]
Ohatra  8  Angamba tokony ho fahatelony io enin'arivo io no sisa velona [2.59#15]
9  Tokony ho tamin' ny enina hariva izahay nondao an' i Toamasina [2.471]
10  Ao anatin' ny enim-bolana nametrahana ny kaonty no amoahany ny heviny [4.27#2006/08/25]
11  Na izany aza anefa ny fahasahirananay dia mba manana ny tranonay izahay eni-mianaka [2.445#10]
Haiendriteny 
12  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Tambinteny :
Voambolana  25  Matematika: rafitrisa
Kamban-teny rehetra  26  Fikambanana 13 amin' io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  27  Ny isa
28  Fifanampiana
29  Fampitomboana
Lahatsoratra  30 Andriamihaja: Fanisana vaovao

Teny iditra (2/2)31  enina
Sokajin-teny  32  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  33 Mahazo ny anjara sahaza ny tena:
34 Enin-kaja izahay, tompoko, amin' izao fandraisana ataonareo izao ka misaotra indrindra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  35 qui a sa part, pourvu, participant [1.3#126]
Ohatra  36  Kibobo tsy enina ny vary va aho
ka hanery ny vato madinika?
[2.131]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Kamban-teny rehetra  38  Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17