| Entrée | 1 ampahenina | 
| Radical | 2 enina | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   [ampahenina]
 Ny ampahany amin' ny zavatra iray nozaraina enina: Mitovy ihany ny antsasany sy ny telo am-paheniny [1.1#66] | 
| Explications en anglais | 5   [ampaheniny]
 the sixth part, one sixth [1.2#136] | 
| Explications en français | 6   [ampaheniny]
 un sixième [1.3#126, 1.5#100] | 
| International | 7   1/6 [3.1] | 
| Exemples | 8   ny ampaheniny ny ariary (1/6) : venty
[2.436#139] 9 Ny Ampahenin' Imerina no mpitondra ny faritany [2.113#42] 10 Ny latsapaheniny dia voaraena latsaka ampaheniny [1.437] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 12 2 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 13 Mathématiques: arithmétique | 
| Analogues | 14 ampahatelo, ampahefatra, ampahadimy, ampahafito, ampahavalo, ampahasivy, ampahafolo, ampahazato | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |