Entrée ampahafolo (folo)
Partie du discours nom
Définition malgache Ampahany amin' ny zavatra iray nozaraina folo: Enina ampahafolon' ny atody nakotriko no foy [Rajemisa 1985]
 zara azo amin'ny isa iray zaraina folo mitovy [SLP 1986]
Traduction française dixième [SLP 1986]
Vocabulaire 
Synonymes ampahafolony

Mis à jour le 2020/07/31