Entrée ampahasivy (sivy)
Partie du discours nom
Explications en malgache [ ampahasivy ] Ampahany iray amin' ny zavatra nozaraina sivy [1.1]
Explications en anglais [ ampahasiviny ] One ninth [1.2]
Explications en français [ ampahasiviny ] Un neuvième [1.3, 1.5]
Symboles internationaux 1/9 [3.1]
Exemples Ary dia nanjary ampahasivin' ny tany sisa no anjarako [2.643]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : ampahasivy, ampahasiviny, ampahasivin', ampahasivin-
Mots composés 
Analogues  ampahatelo ~ ampahefatra ~ ampahadimy ~ ampahenina ~ ampahafito ~ ampahavalo ~ ampahafolo ~ ampahazato

Mis à jour le 2022/05/01