Entrée atỳ
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Milaza toerana misy ny tena, fa malaladalaka kosa mitahy amin' ny Ato: Mahafinaritra ahy ny mipetraka atỳ ambanivohitra
Explications en anglais  [Hallanger 1973] here, not in sight
Explications en français  [Hallanger 1974] ici, pas visible
Analogues  etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
  atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ

Entrée aty
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Ilazana toerana iray izay voafaritra ny manodidina azy: Madio ny atin' ity trano itỳ na dia maloto aza ny ivelany
Explications en anglais  [Hallanger 1973] the insides of anything; a room
Explications en français  [David: Dialectes (takila B)] [Tankarana] intérieur
  [Abinal 1888] intérieur, ce qui est au dedans
  [Hallanger 1974] l'intérieur, le dedans
Vocabulaire 
Dérivations 
Morphologie 
aty
atiko
atinao
atiny
atintsika
atinay
atinareo
atin'
atin-
atim-
Mots composés, titres, noms 

Entrée aty
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Ny lehibe indrindra amin' ny glandy ao amin' ny tenan' ny olombelona, ao amin' ny kibo, amin' ny havanana, miteraka ny antsoina hoe ranon' afero izay ilaina amin' ny fanovana ny sakafo ho mahavelona
Explications en anglais  [Hallanger 1973] the liver
Explications en français  [David: Dialectes (takila B)] [Tankarana] foie; poumon
  [Abinal 1888] foie
  [Hallanger 1974] le foie
Vocabulaire 
Morphologie 
aty
atiko
atinao
atiny
atintsika
atinay
atinareo
atin'
atin-
atim-
Mots composés, titres, noms 
Analogues  atin-kena
Citations 

Entrée aty
Partie du discours nom
Explications en français  [Boiteau 1997] [Merina] La moelle, l'intérieur des tiges fistuleuses. Voir ci-dessus atin-kazo.
Vocabulaire 

Entrée aty
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Betsimisaraka] tsy mitana ny zavatra ao aminy na maloto na azo sotroina

Mis à jour le 2020/07/31