|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  anio
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza ny fotoana tsy mbola nodiavina amin' ny andro itenenana: Hitsangantsangana any antsaha izahay anio
4 (Ny enti-milaza ny fotoana efa nodiavina kosa dia androany: Nitsangantsangana tany an-tsaha izahay androany) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 the part of the day to come. To-day. [1.2]
6 today (future tense) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 [Antesaka] aujourd'hui (partie du jour non écoulée) [1.82]
8 aujourd'hui (temps futur) [1.8]
Mpanahaka  9  androany
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 7 amin' io teny io
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/4) 12  anio
Fototeny  13 any
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana anina [Fitanisana]

Teny iditra (3/4) 15  anio
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana any [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  17 [Antesaka] ataovy [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [1.82]

Teny iditra (4/4) 18  an' io
Singan-teny  19 any, 20 io
Sokajin-teny  21  kambanteny
Ohatra  22  Mba te-handresy an' io ve hianao, anaka? [2.499#30]
23  Sambasamba mba nisy an' io fanagiazana io [4.27]

Fivaditsoratra  an' io, anio, 24 anoy, 25 iaño, iano, 26 inao, iñao, 27 iôna, Iona

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/06