Entrée (1/3) | 1 erỳ |
Partie du discours | 2 adverbe [Liste complète] |
Explications en malgache |
3 Milaza toerana lavidavitra taza-maso tsara ka tondroina, mifamaly amin' ny arỳ raha tsy taza-maso fa takona: Erỳ ambonin' ny tendrombohitra no misy ny tranonay. (Arỳ ambadiky ny tendrombohitra arỳ no misy ny tanànan-dry Naivo) Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo [1.1] |
Explications en anglais |
4 there quite far away (in sight) [1.7] |
Explications en français |
5 là-bas assez loin, visible [1.8] |
Exemples |
6 ery no fanasanay lamba.
[2.470]
|
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 11 3 combinaisons de ce mot |
Analogues | 12 ety, eto, eo, etsy, eny, eroa, ery, aty, ato, ao, atsy, any, aroa, ary |
Entrée (2/3) | 13 ery |
Partie du discours | 14 nom |
Explications en malgache |
15 Ilazana fanaovana izay hahatakona, fisitrihana tsy ho hita [1.1] |
Explications en français |
16 l'état de ce qui est caché, dérobé à la vue [1.3#129] |
Dérivés |
|
Entrée (3/3) | 28 erỳ |
Partie du discours | 29 adjectif |
Explications en malgache |
30 Entina manamafy izay lazaina; tokoa: Mahafinaritra erỳ izany mitsotsotra etỳ ambony ahi-maitso [1.1] |
Anagrammes | 31 erỳ, ery, 32 Rey, rey, 33 rie |
Mis à jour le 2025/10/18 |
![]() |