Entrée miery (ery)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Miafina, misitrika amin' ny toerana tsy ahitana azy: Lasa niery any antsefatsefa-bato any ilay gadra nilefa
¶ Mandositra mba tsy ho hita: Miery ahy foana iny olona iny fa ananako vola
Mitovy hevitra: manotrika ~ miafina ~ miampify ~ midify ~ milentika ~ miotrika ~ misoko ~ mitampify ~ tsy miseho
Explications en anglais  [Hallanger 1973] to conceal oneself, to hide
Explications en français  [Hallanger 1974] se cacher
Morphologie 
miery
niery
hiery
miere
Exemples 
1 [Andriamalala: Zazavavindrano] - Nahoana koa anefa izy no niery nony nohatoniny, raha tena tia azy?
2 [Callet: Tantara, page 126] Ary Andriambonimena nanangona ny vahoaka teo Tanjombato, ka niery tany afovoany ny olona Andrianjakanavalomandimby, ka tsy hitan' Andriambonimena.

Entrée miery
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Bara] mamazivazy, tsy manaja ny zo

Mis à jour le 2022/09/12