Entrée |
terỳ
|
Partie du discours | adverbe au passé
|
Explications en malgache | Endriky ny mpamaritra erý fampiasa anin' ny lasa, entina hilazana toerana lavidavitra nefa mbola takatry ny maso tsara ary tondroina amin' ny tanana: Terý ambody hazo terý no nahitan' ny fokonolona ny fatiny
[1.1]
|
Explications en français | Passé de erý
[1.3]
|
Mots élémentaires | t,
er |
|
Entrée |
terỳ
|
Partie du discours | adverbe
|
Explications en malgache | Noho izany antony izany, teo no ho eo tsy nampoizina: Maty terý ny anao lahy Teo no ho eo, indray mipy maso [1.1]
|
Explications en français | Subitement, tout à coup, à l'instant même: Maty terỳ izy (Il est mort en un instant, d'un coup) [1.3]
|
|
Entrée |
tery
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Tsy malalaka ka toy ny voageja ny zavatra ao anatiny: Tery ity kiraroko ity ka mahafadiranovana ahy Voageja azon' ny hakelezan' ny toerana misy ny tena, na akanjo anaovana: Tery ny valahako amin' ity akanjo ity Poritra: Terin' ny vahoho ny tanany Poritra, sahirana mafy: Samy tery amin' ny raharahany ny olona ~ Terin' ny volan' olona izy ka mamono tena miasa [1.1]
|
Explications en anglais | Pressed; distressed; narrow [1.7]
|
Explications en français | Serré; étroit; exigu; en détresse [1.8]
|
Exemples |
1 | ny làlana tery sady ratsy;
[2.113]
|
2 | Voageja manodidina aho sady tery.
[2.643]
|
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Proverbes |
|
Entrée |
tery
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fampanaovana ankeriny tsy araka ny sitrapo: Tery no nanekeko izany Fanapotserana na famihinana ny tohatr' omby hivoahan' ny ronono [1.1]
|
|
Entrée |
tery
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Sihanaka]
Zozoro maina fanao trano [1.78]
|
Explications en français | [Sihanaka]
(dans le sens de : pressé). Cyperus madagascariensis (Willd.) Roem. & Schult. ( (Cyperaceae). Nom donné surtout aux exemplaires de grande taille qu'on aplatit pour faire des cloisons.
D'après Rabe cité par A. Grandidier.
[1.196]
|
|