Entrée manery (tery)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mamotsitra, manapotsitra: Manery voaloboka
¶ Mangeja, mangehy: Manery ahy itý kiraro ity izany
¶ Mamoritra: Manery ny fahavalo; manery ny tsy fahampiana
¶ Mamozona, manao an-terisetra, an-terivozona: Tsy nisy nanery anareo hivady akory fa sitraponareo ihany ny hivady [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise to press, to compell [Hallanger 1973]
Traduction française presser; forcer [Hallanger 1974]
Morphologie 
manery
nanery
hanery
manere
Exemples Manery anefa ny fahoriana, ka nandeha ihany izy teto na tsy narisika aza. [Andraina: Mitaraina, page 68]

Entrée Manery
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Traduction française tout petit fleuve du canton de Mantalaky (Fort-Dauphin) [Rajemisa 1966]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31