|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitery
Fototeny  2 tery
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamotsitra, mamihina tohatr' omby mba hakana ronono: Lasa nitery omby i Rainikoto [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 traire [1.3#698]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)11  mitery
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13 manery [Tanosy] [1.78]

Fivaditsoratra  14 mietry, mitery

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17