|
|
|
|

Teny iditra1  an-katerena
Fototeny  2 tery
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4 ilazana toerana na lalana ety, na koa fifanizinana tsy ahafahana mihetsika tsara [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 dans un lieu étroit, sous la pression, dans l'ambarras, dans la gêne; par force [1.3]
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02