Entrée |
an' ; an-
|
Partie du discours | forme morphologique de any
|
Explications en malgache | (am- eo alohan' ny b sy ny p) Teny mpampiankina fampiasa: eo alohan' ny anaran-tsamirery, ny mpisolo anarana na mpamaritra anarana manondro (izany, itỳ, izao...):
a) raha atao teny fameno izy ireo: Nahita an-dRakoto aho omaly. Tsy nahalala an' izany velively izy;
b) raha ilazana tompon-javatra: An-dRalahy ve ireo omby ireo? Tsia, tompoko, an' izany olona avy any Antsahafiraisana izany, hono. Eo alohan' ny anaran-toerana izay aorian' ny mpamaritra matoanteny milaza toerana koa: Lasa any an-tsena izy, fa tsy any am-pantsakana akory Hoenti-misolo ny amin- mba hilazana fomba na toetra: Mihira an-kafaliana (amin-kafaliana) ny ankizy [1.1]
|
Exemples |
1 | Inty ho an' Ingahy Sefo
[2.470]
|
2 | An' iza moa ity loha ity?
[2.528]
|
3 | Inona no ezaka atao hanapariahana an' izany?
[4.27]
|
4 | Dia nanao an-tsitri' Ifara
[2.69]
|
5 | Nidina teny an-tanimbary izy
[2.442]
|
6 | Efa natao avokoa izay handre-sena lahatra an' i Dada tany an-tsena
[2.445]
|
|
Morphologie |
Simple : |
any,
an',
an-,
am- |
|
|
Entrée |
an~
|
Partie du discours | préfixe
|
Explications en malgache | Tovona fanaovana fototeny faharoa tsy dia manan-kevitra manokana: Anjara (zara), anjaika (zaika) [1.1]
|
|
Entrée |
~an~
|
Partie du discours | infixe
|
|
Entrée |
an
 |
Partie du discours | article
|
Explications en anglais | iray,
anankiray
[1.17]
|
|
Entrée |
an
 |
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | taona,
herintaona, taona nahaterahana:
il y a dix ans qu'il est mort, folo taona izay no fahafatesany;
il y a eu un an d'intervalle entre la mort de ces deux époux, nifarenintaona no nahafatesan' izy mivady
[1.4]
|
Explications en français | taona: an l'an 2000, amin' ny taona roa arivo
Herintaona: dans un an, afaka her [...] [texte complet dans 1.66]
|
|