|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  haniñy
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay  3 à manger [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Ohatra  4  Fôtony mankamaro haniny ke! [2.150#100]

Teny iditra (2/2)5  haniny
Fototeny  6 hana
Sokajin-teny  7  matoanteny mpamaritra hanina sy mpisolo
Ohatra  8  Ravarava sy maintin' ny paraky haniny kosa ny nifin' ny ato. [2.470#38]
9  Tsy hitanao va ity zavatra rehetra haniny sy sotroiny isan' andro? [2.996#34.014.005]
10  Kanefa na masiaka aza ny mamba, ny eny an-tanety tsy mba haniny akory; [2.587#]

Fivaditsoratra  haniny, haniñy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21