Mots composés (66) |
1 ady basy aman-defona 2 adidy aman' andraikitra 3 afaha loza aman-antambo 4 akoho amam-borona 5 aloalon-tany aman-danitra 6 andrian-dray aman-dreny 7 andro aman' alina 8 antsanga tsy aman' orana 9 arahaba sitrana soa aman-tsara 10 arahaba tonga soa aman-tsara 11 arahaba tsy maty fo aman-aina 12 ary tongotra aman-tanana 13 asa aman-draharaha 14 atody miady amam-bato 15 aza hitan' ny fara aman-dimby 16 bozaka aman' ahitra 17 fara amana dimby 18 fara aman-dimby 19 fomba amam-panao 20 haino aman-jery 21 hanina amam-bolony 22 isa tafolo amam-paingo |
23 kambotim-bola aman-karena 24 kiraro iray aman' olona 25 laha-kazo aman-dravina 26 lany fatotra amam-pondrana 27 lany fatotra aman-pondrana 28 loloha aman' entana 29 manao ranomaso tsy miaraka amam-paty 30 mandady tongotra aman-tanana 31 mandry aman' afo 32 mandry tsy amana afo 33 mandry tsy aman' afo 34 masoandro amam-bolana 35 miady fo aman' aina 36 mifako bozaka aman' ahitra 37 mifanondro basy aman-defona 38 misaraka aman-teny 39 mitolona aman-jaza 40 mivalo tongotra aman-tanana 41 mivarina aman-tany 42 nendran' akoho amam-borona 43 nofo aman-dra 44 raboka mamely ny akoho amam-borona |
45 raiamandreny 46 ray aman-dreny 47 ranomaso tsy miaraka amam-paty 48 safatsiroa aman-tany 49 silaka isa tafolo amam-paingo 50 soa aman-tsara 51 soamantsara 52 tafasiry aman-javona 53 taho aman-dravina 54 tandroka miaraka aman-tsofina 55 tany ama-monina 56 tantely amam-bahona 57 teboka aman-paingo 58 tokana aman-tany 59 tongotra aman-tanana 60 tsinay misingotra aman' aty 61 tsiny amam-pondro 62 tsy roa aman-tany 63 vady aman-janaka 64 vatolampy aman-tany 65 vatosiraka aman-tsimenitra 66 zanaka amam-para |
Titres (4) |
67 Angano aman-tantara (famakian-teny) 68 Didy aman-dalana manan-kery ampiharina amin'ny Fifidianana (Recueil officiel des lois et règlements généraux applicables en matière d'élections) 69 Fomba amam-panao malagasy (1887-1962) 70 Fomba aman-pahendrena malagasy (Kilasy faha-4 sy faha-3) |
![]() |