|
|
|
|

Teny iditra1  raiamandreny
Singan-teny  2 ray, 3 amana, 4 reny
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 jereo ray aman-dreny [0]
Ohatra  7  Rakoto sady raiamandreny amy ny nofo koa; [2.59#]
8  Matokia ianareo fa izaho no andrian-tokana, izaho no raiamandreny. [2.508#]
9  Noravan' ny raiamandreny koa ny olona ka samy fihahaka namonjy ny lahasany. [2.643#]
Haiendriteny 
10  Tsotra :
11  Tovonana :

Fivaditsoratra  raiamandreny, 12 ray aman-dreny

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12