Entrée | 1 ray aman-dreny |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache | 3 ny ray sy ny reny niteraka [1.1]4 lehilahy na vehivavy omena haja sy hasina ary to teny eo amin' ny fiarahamonina [1.62] |
Explications en anglais | 5 a benefactor, a patron; lit. father and mother [1.2] |
Explications en français | 6 père et mère, un bienfaiteur, celui qui remplace les parents, les principaux chefs civils d'un état 7 terme honorifique donné au peuple [1.3#500]8 un bienfaiteur est un père et une mère. Expression très employée pour remercier d'un bienfait [2.415] |
Exemples |
9 Hitany tao ny nahafaty an-dray aman-dreniny nifanao tapa-bolana monja [2.470] 10 Hoy ny ray aman-dreny iza izao Andriamingodonamanavona izao ka miady izay tsy ho tia ray aman-dreny aloha? [2.131] |
Autres orthographes | 11 raiamandreny, ray |
Mots élémentaires | 12 ray, amana, reny |
Mots composés |
|
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot ray aman-dreny |
Mis à jour le 2023/05/21 |