Entrée tsy roa aman-tany
Mots élémentaires tsy ; roa ; amana ; tany
Partie du discours locution
Allégation Mot ou locution vu dans: fanaperana ~ fatratra
Exemples 
1Idada sy neniny, hono, no nanomana lanonana tsy roa aman-tany toy izao. [2.470]
2Zava-dehibe taminy izany, hafaliana tsy roa aman-tany, ka tsy tanany ny ranomasony. [2.472]

Mis à jour le 2023/11/24