Entrée | mandry tsy aman' afo (andry, tsy, amana, afo) | |
Partie du discours | locution | |
Définition malgache | enti-milaza an' ireo mpiambina taloha izay nandrinandry tsy nahazo nanao afo fandrao fantatry ny olon-dratsy na ny fahavalo ny misy azy [Rajemisa 1985] | |
Analogues | mandry aman' afo | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |