Entrée afo
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Betsimisaraka] jiro, vain' afo [1.78]
 Fivoahan-kafanana sy hazavana miaraka, atera-javatra anankiroa: ny iray mety mirehitra (hazo, arina, bozaka...) ary ny iray tsy hita maso ao anatin' ny rivotra atao hoe oksizena, izay mandoro mahamay: Latsaka ny hariva ka efa mampirehitra afo ny olona [1.1]
Explications en anglais fire
¶ fig. Calamity. [Found in many Mal. Arch. and Polyn. Languages, as api, yafo, yaf, apin, etc.] [1.2]
 fire [1.7]
Explications en français feu [1.3, 1.8]
 fig. calamité [1.3]
  [Betsimisaraka] lampe; braise [1.78]
Morphologie 
afo
afoko
afonao
afony
afontsika
afonay
afonareo
afon'
afon-
afom-
Dérivés 
Mots composés 
Titres 
Toponymes 
Exemples 
1Maty ny afo tao am-patana. [2.470]
2Nampirehitra afo ry zareo, ary tamin' izany no nisakafoany sy namindroany. [2.472]
Proverbes 
Articles 

Anagrammes 

Mis à jour le 2022/10/14