|
|
|
|

Entrée1  mandry
Radical  2  andry
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mitsotra na mivalampatra eo ambony tany na kidoro ka mitehika amin' izany ny vatana manontolo: Mahafinaritra ny mandry eto ambonin' itý kidoro malemilemy itý
5  Matory: Amin' ny folo izahay no manomboka mandry ~ Tapi-mandry olona ~ Tamin' ny izahay nankany Mojanga dia tao Maevatanana no nandry
6  Milamina tsy misy mpanelingelina, tony sy finaritra: Mandry izao ny saiko fa tonga soa aman-tsara ianareo
7  ilazana ny ranon-javatra tonga mivongana na mafy: Mora mandry ny ronono. [1.1]
Explications en anglais  8  to lie down, to be lying down, to go to sleep; to be at peace, as the kingdom; to become thick, congealed, etc. [1.2]
9  to lie down; to congeal to freeze; to turn sour (of milk) [1.7]
Explications en français  10  être couché, se coucher; être figé, caillé [1.8]
Exemples  11  Maty, hataoko tsy mandry am-pasandrazany. [2.528#]
12  Io mirahavavy, izay hodianay mivady mandry; [2.69#]
Morphologie 
13  Présent :
14  Passé :
15  Futur :
16  Impératif :
Mots composés 
Ethnonymes 
Toponymes 

Mis à jour le 2023/05/28