|
|
|
|

Entrée1  tongotra aman-tanana
Mots élémentaires  2  tongotra, 3  amana, 4  tanana
Partie du discours  5  locution
Exemples  6  Ka dia mibaboka tongotra aman-tanana ianao. [2.299#129]
7  |Nofatoran'ny olona ny tongotra aman-tanany. [2.117#78]
8  ary aiza izay mba tongotra aman-tanan' itena? [2.69#195]
9  Efa bory lanin' ny voay ny tongotra aman-tanany. [2.499#113]
Proverbes  10  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/10/11