|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tany ama-monina |
| Singan-teny | 2 tany, 3 amana, 4 monina |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 ny fitambaran' ny olona rehetra miara-miaina amin' ny faritra iray
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 the dwellers in the same neighbourhood.
[1.2] |
| Ohatra |
8 Fanetrin'ny tany ama-monina io ka ny dangy no mahatsara azy.
[2.895#186]
9 manetsiketsika ny mponina amin' ny olana mikasika ny fampandrosoana ny tany ama-monina [4.27#2007/10/19] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|