|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 aza hitan' ny fara aman-dimby |
| Singan-teny | 2aza, 3hita, 4fara, 5amana, 6dimby |
| Sokajin-teny | 7 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
8loza na fahoriana mahazo ny tena na ny hafa, ka tsy tiana hihatra amin' ny zanaka mpandimby na oviana na oviana.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|