|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 dimby |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Olona mitana ny toerana ary manohy ny asan' ny teo aloha sy mamelo-maso azy:.
4 Ny zanany lahy no dimbin-dRakoto. 5 Solo:. 6 Tsy ho tsara fanahy ohatra azy akory ny dimbin' io mpampiasa io. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 succession, substitution, change; a child. See solo, sosoka.
[1.2] 8 a successor, a replacement. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 successeur, remplaçant.
[1.8] 10 Rejet, gourmand ; nom général des pousses vigoureuses qui repartent du pied d'un arbre ; taillis obtenu après la coupe à blanc d'un reboisement.. [1.196] |
| Ohatra |
11 dimby hajan' ny voninahitra io.
[2.245]
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 30 Haizavamaniry |
| Kamban-teny rehetra | 31 Fikambanana 7 amin' io teny io |
| Ohabolana | 32 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/13 |
|