Entrée fandimbasana (dimby)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitanana ny toerana sy fanohizana ny asan' ny teo aloha; fanoloana: Sarotra ny fandimbasana ny olona mahay teo aloha [Rajemisa 1985]
Explications en anglais succession [Hallanger 1973]
Explications en français succession, remplacement [Hallanger 1974]

Mis à jour le 2020/07/31