Entrée hita
Partie du discours participe
Explications en malgache Tazana, voatsipalotry ny maso: Hitanao ve ry vorona ambony hazo iry?
Miseho rehefa avy notadiavina: Hitako ilay solomasoko very
Voazaha ary fantatra: Efa hitanao ve ilay trano tianao hovidina
Fantatra: Hitako ny hevitrao [1.1]
Explications en anglais Seen; found [1.7]
Explications en français Vu, trouvé [1.3, 1.8]
 Découvert, inventé; su, connu, compris, deviné [1.3]
Exemples 
1Hitako teny an-tsena izy (Je l'ai vu au marché) [1.3]
2Hitako ny bokiko very (J'ai trouvé le livre que j'avais perdu) [1.3]
3Hitako ny ataonao (Je vois, je sais ce que vous faites) [1.3]
4Hitako ny hevitrao (Je connais votre pensée) [1.3]
Morphologie 
Présent : hita, hitako, hitanao, hitany, hitantsika, hitanay, hitanareo, hitan', hitan-, hitam-
Passé : hita, hitako, hitanao, hitany, hitantsika, hitanay, hitanareo, hitan', hitan-, hitam-
Futur : ho hita, ho hitako, ho hitanao, ho hitany, ho hitantsika, ho hitanay, ho hitanareo, ho hitan', ho hitan-, ho hitam-
Dérivés 
Mots composés 
Hyponymes Ary hitako (Andriarimalala René)

Entrée hità
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tanosy] Setroka [1.78]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/08