Entrée | fahitana (hita) | |
Partie du discours | nom | |
Définition malgache | Ny maso ¶ Fahalalana: Ny fahitana ny maha-mahantra anay ve no iavonavonanareo aminay ¶ Fitsarana: Araka ny fahitako ny raharahanareo dia tokony homenao ny karamany ¶ Fisehoan-javatra toy ny fanahy, avelo na matoatoa min' ny tena [Rajemisa 1985] | |
Traduction anglaise | sight, vision [Hallanger 1973] | |
Traduction française | la vue; une vision [Hallanger 1974] | |
Vocabulaire | Biologie | |
Analogues | fanamboloana ~ fandrenesana ~ fitsapana ~ fitsiroana | |
Citations | Proverbes contenant le mot fahitana | |
Articles | Randzavola: fahitana ao amin' ny Baiboly | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |