|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mifankahita
Fototeny  2 hita
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mihaona: Dimy taona izao isika no nifankahita farany [1.1]
Ohatra  5  Saingy tsaratsara kokoa ho anay ny tsy mifankahita. [2.529]
6  Ny mason' eritreritr' izy rehetra mbola mifankahita ihany! [2.499]
7  Isaky ny roa volana vao mifankahita raha haingana indrindra. [2.470]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12 vady mifankahita tenda

Teny iditra (2/2)13  mifankahi
Fototeny  14 hita
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifankahita [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mifankahita, mifankahità

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21