|
|
|
|

Entrée1  fahita
Radical  2  hita
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Hita matetika: Tsy fahita intsony itony lamba itony ankehitriny [1.1]
Explications en français  5  Ce qui se voit habituellement, manière de trouver [1.3#251]
Exemples  6  Zavatra tsy mba fahita loatra atý amintsika io. [2.499#]
7  Aizina no fanoratra mahazatra sy fahita matetika. [2.285#]
8  Sahalahala amin' izao ihany no fahita any aminay. [2.4#]
Tous les mots composés  9  6 combinaisons de ce mot

Anagrammes  10 fahita, 11 fitaha, 12 Hatifa, 13 tafiha

Mis à jour le 2025/10/11