|
|
|
|

Entrée1  afaha loza aman-antambo
Partie du discours  2  locution
Explications en anglais  3  May (you) be free from all danger and calamity. [1.2]
Explications en français  4  Soyez exempt de malheur [1.3]
Exemples  5  fa aza ny ratsy no ifanodiavana, dia afaha loza amana an-tambo isika mianakavy; [2.857]
6  Trarantitra aza marofy hianao, mandrosoa voninahitra, misandrata amtn' izay ambony indrindra, ho vivato aina ary afaha moramora amin' ny loza sy ny antambo! [2.587]
Mots élémentaires  7  afaha, loza, amana, antambo

Mis à jour le 2023/08/11