Entrée loza
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Zavatra mampahita fahavoazana lehibe, toy ny fahafatesana, faharavam-pananana, sns...: Saika nahita loza Rabe tamin' ny diany farany tao
¶ Zavatra miterapahavoazana lehibe ho an' olon-tokana na maro: Tsy misy loza mihoatra noho ny adim-pirenena
Mitovy hevitra: angano ~ angano latsaka ~ antambo ~ fahonana ~ faisana ~ fohehatra ~ idiran' angano ~ idirandoza ~ iharan-doza ~ mahatsiravina ~ mahita angano ~ mamoa-tsampona ~ mamohehatra ~ mampidi-doza ~ mampiditra angano ~ sampona ~ sendra ny mangidy tsy telina ~ tambàna ~ tra-boina ~ tra-doza ~ voan' ny patsa iray tsy omby vava ~ voan' ny tain' akoho mahalavo ~ voina ~ zo
  [SLP 1986] voina mihatra tsy ampoizina
Explications en anglais  [Hallanger 1973] calamity, danger
Explications en français  [Hallanger 1974] calamité, danger
  [SLP 1986] accident
Dérivations 
Morphologie 
loza
lozako
lozanao
lozany
lozantsika
lozanay
lozanareo
lozan'
lozan-
lozam-
-doza
-dozako
-dozanao
-dozany
-dozantsika
-dozanay
-dozanareo
-dozan'
-dozan-
-dozam-
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [Rajaonarivelo: Bina, page 79] Loza loatra re io vola io!
2 [Andraina: Mitaraina, page 71] Ny olona aza no tena loza.
Citations 

Entrée loza
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Bezanozano] masiaka
  [Rajemisa 1985] Masiaka izaitsizy: Olon-doza, hono, izany Néron izany
¶ Enti-milaza olona na zavatra mampitola gaga, tsy eran-tany (na amin' ny lafiny tsara na amin' ny lafiny ratsy): Loza Ikoto raha hihazakazaka
Explications en anglais  [Hallanger 1973] angry, fierce, frightful
Explications en français  [Hallanger 1974] cruel, intraitable, dangeureux

Entrée Loza
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Explications en français  [Rajemisa 1966] fleuve de la préfecture d'Antsohihy formé par la confluence de la Doroa ... et la Tsinjomorana, forme, dans le canton de Befandriana, par la confluence de l'Ankazabo et l"Antsimpororona ... Il reçoit sur sa rive droite l'Ankofia grossie de l'Anjingo et l'Irony, la Maevarano ..., l'Ambariolava et l'Anjango
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31