|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 mandoza
Fototeny  2loza
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mahatonga, mitera-doza: Mandoza ny areti-mifindra fa mandripaka vahoaka.
5Manambara loza: Lazain' ny olona fa mandoza ny akoho manatody malemy.
6Mandry amin' olon-tsy heny, miray amin' olona tsy azo vadina: Nampihorika ny ambanilanitra ny nataony fa nandoza ilay tsy valahara. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to do evil; to signal a coming calamity. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8faire le mal; présager un malheur. [1.8]
Ohatra  9 Ny biby mandoza tsy tambo, Ny tazo mamely dia misy, Ka aza mandeha, sombin' aiko! [2.69#]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  14taka-mandoza
Ohabolana  15 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/4)16 mandoza
Sokajin-teny  17 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  18manambady havana. [Sihanaka] [1.78]

Teny iditra (3/4)19 mandoza
Sokajin-teny  20 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  21maka ankeriny (vehivavy). [Tanosy] [1.78]

Teny iditra (4/4)22 mandozà
Fototeny  23loza
Sokajin-teny  24 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandoza [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra  25 mandazo, 26 mandoza, mandozà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02