|
|
|
|

Teny iditra1  halozana
Fototeny  2 loza
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 la gravité du mal, la sévérité, la cruauté [1.3#415]
Ohatra  5  Hay ny fahalalana sy ny fahaizana mety miray dia amin' ny halozana! [2.472#247]
6  ahoana no hatao hampihavana ny halozana sy ny halemem-panahy tahaka ny nataon-drainao? [2.285#161]
Tovy hevitra  7 fahalozana
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  halozana, 9 lanahazo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02