|
|
|
|

Teny iditra1  fahalozana
Fototeny  2 loza
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 la gravité du mal, la sévérité, la cruauté [1.3#415]
Ohatra  5  Ny fahalozana maharo ny ratsy fanahy tsy hahatanteraka ny fikasany, dia tsy fahalozana, fa fahamarinana sy fiantrana kosa. [2.285#159]
Tovy hevitra  6 halozana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12