|
|
|
|

Teny iditra1  mamohehatra
Fototeny  2 fohehatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mampahita angano, loza: Mamohehatra ireo ankizy ireo
5 Manimba: Mamohehatra ny raharahako ny nataonao [1.1]
6 ahitana henatra [2.285#223]
Fanazavàna teny anglisy  7 (imp and rel not used). To injure, to hurt. [1.2]
Ohatra  8  tompokolahy, izany ody ratsy izany, fandrao indray dia mamohehatra! [2.69#42]
9  Tsy maintsy tony tanteraka ny tena, ny fikoropahana sy ny fanao tsy voahevitra, matetika mamohehatra. [2.4#46]
10  Na dia mamy sy zary ilaofan-kanin-kotrana toy ny mahazatra aza ny ranondresy, dia poizina mamohehatra sy mamono aina [2.470]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  16 mahahemotra, mamohehatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17