|
|
|
|

Teny iditra1 mahatsiravina
Fototeny  2tsiravina
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Mampatahotra, mampivadipo: Nandre kiakiaka mahatsiravina aho halina.
5Mampihoron-koditra: Mahatsiravina mihitsy ilay fifandonam-piarakodia teo Analakely izay.
6Ratsy izaitsizy: Mandehana sasao ity tarehinao fa mahatsiravina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7shocking; appalling. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8épouvantable, choquant. [1.8]
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02