Entrée tsiravina
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Raiki-tahotra mafy, mivadi-po: Tsiravina aho nahita ilay olona nanao saron-tava nitana antsy [1.1]
Explications en français Tremblant, effrayé, alarmé [1.3]
Exemples 
1Tsiravina izahay telo mianaka nanatrika teo nahita ireto zavatra namelezan' olona anay mianakavy. [2.472]
2Nony tonga teny atsimotsimo akaikin'ny tanàna izy, dia tsiravina nahita ny faty niampatrampatra teny, na fatin'olo-marina matin'ny jirika, na fatin'ny jirika matin'ny miaramila. [2.324]
3Hehin' ny matahotra anefa, ka vava misokatra hafahafa anatin' endrika tsiravina izany no hita. [2.472]
Dérivés 
Proverbes 

Mis à jour le 2020/07/31