|
|
|
|

Entrée1  zanaka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Olona na biby nateraky ny hafa, na tokotokony ho izany ara-taona na dia tsy naloakan' ny kibony aza: Tokony hanaja sy ho tia ny ray aman-dreniny ny zanaka: Zanak' omby [1.1]
4  Vola ateraky ny petrabola na vola nosamborina: Zana-bola [1.1]
5  Nateraka, silaky ny aina, sombin' ny aina, menaky ny aina, naloakan' ny kibo [1.1]
Explications en anglais  6  A child, offspring; the young of animals [1.7]
Explications en français  7  Fils, fille [1.54]
8  Enfant; petit d'un animal, des plantes [1.8]
9  (toute l'île) (sens général : enfant ; du malais anak, même signification). Pour les plantes : plants préparés pour la transplantation ; s'applique à toutes les espèces à l'exception du riz, dont le plant s'appelle ketsa. On précise souvent zanakazo : jeunes plants des arbres (de zanaka et hazo). [1.196]
10  Enfant [1.405]
Exemples  11  Tompon-trano, raha tsy izany zanaka an-trano, no fiheverako ny tenako. [2.4]
Morphologie 
12  Simple :
13  Préfixée :
Dérivés 
14  Verbes actif :
15  Verbes passif :
16  Verbes relatif :
17  Noms :
18  Adjectifs :
Analogues  19  Zana-drahalahy, zana-drahavavy, zanak' anadahy, zanak' anabavy, tsy omby kibo, solo, solofo, dimby, taranaka, teradRanona, zaza navelan-dRanona, zaza natsangana
Mots composés 
Phytonymes 
Ethnonymes 
Patronymes 
Toponymes 
Titres 
Proverbes  51  Proverbes contenant le mot zanaka

Anagrammes  52  ankaza, kazana, zanaka

Mis à jour le 2023/06/12