|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ketsa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3 dartre. (ampary). [Tankarana] [1.19]
Voambolana  4  Fahasalamana
Tovy hevitra  5 kesa

Teny iditra (2/2)6  ketsa
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 Vary maniry mbola hafindra: Maitso mahafinaritra ny ketsa [1.1]
9 zana-kazo mbola hafindra [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  10 young rice plants to be transplanted [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 jeune plante de riz [1.8]
12 plant; semis de riz [1.13]
13 (toute l'île) Semis, jeunes plantes. Surtout ceux du riz, Oryza sativa L. (Poaceae) lorsque celui-ci est semé en pépinière avant d'être repiqué dans la rizière proprement dite [1.196]
Ohatra  14  ketsa tanora no naketsanay tamin' izany. [2.445#]
15  Ariary folo sy telonjato no ho nahavita ny ketsa. [2.332#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  27  Toe-karena: fambolena 28  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Mpanahaka  29  fafimboly
Kamban-teny rehetra  30  Fikambanana 16 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  32  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  ketsa, 33 tseka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17