Entrée |
zanahina
(zanaka)
|
Partie du discours | verbe passif
|
Explications en malgache | Atsangana ho zanaka: Nozanahin-dRakoto mivady Isambilo kely ¶ Ampiterahina, asiana zanany, hanaina: Hampisamboriko roa arivo ianao fa hozanahinao anefa ny volako [Rajemisa 1985]
|
Explications en anglais | to be put out at interest [Hallanger 1973]
|
Explications en français | qu'on prête à intérêt [Hallanger 1974]
|
Morphologie |
zanahina
zanahiko
zanahinao
zanahiny
zanahintsika
zanahinay
zanahinareo
zanahin'
zanahin-
zanahim-
zanahi-
| |
nozanahina
nozanahiko
nozanahinao
nozanahiny
nozanahintsika
nozanahinay
nozanahinareo
nozanahin'
nozanahin-
nozanahim-
nozanahi-
| |
hozanahina
hozanahiko
hozanahinao
hozanahiny
hozanahintsika
hozanahinay
hozanahinareo
hozanahin'
hozanahin-
hozanahim-
hozanahi-
| |
zanaho | |
|
|