Entrée mizanaka (zanaka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Enti-milaza ny vola miteraka, izany hoe mitombo tsikelikely any amin' ny olona nisambotra azy na any amin' ny banky nametrahana azy
Mitovy hevitra: mihana [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mizanaka
nizanaka
hizanaka

Mis à jour le 2020/07/31