Entrée | 1 manjanaka (zanaka) |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache | 3 Manangana ho zanaka: Nanjanaka azy talohan' ny nahaterahanay zanany i dada sy neny 4 Miteraka, misy zanany, manana: Tsy manaiky izy fa tsy maintsy manjanaka ny vola samborina aminy na dia ariary folo aza [1.1] |
Explications en anglais | 5 to put money out at interest [1.7] |
Explications en français | 6 prendre à intérêt [1.3]7 prendre l'argent à intérêt [1.8] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 13 mananjaka, mañanjaka, manjanaka |
Mis à jour le 2023/09/08 |