|
|
|
|

Entrée1  taranaka
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Rapports: famille
Explications en malgache  4  Fitambaran' ny zanaka aman-jafy sy ny zanany mitohitohy hatrany, nateraky ny olona iray tany aloha; tamingana, solofo amam-para: Lany taranaka izy [1.1]
5  Firazanana: Taranak' Andriana Randria ~ Taranak' alika mahay mihaza ity nentiko ho anao ity [1.1]
6  Zaza natsangana mahazo mandova [1.1]
Explications en français  7  Génération, lignée [1.54]
Exemples  8  Ity taranaka ity dia taranaka ratsy. [2.996]
9  Efa lany taranaka izy ireny ankehitriny. [2.117#]
10  Mendri-kodinihin'ny taranaka mandrakizay! [2.298#]
Morphologie 
11  Simple :
Dérivés 
12  Verbes actif :
13  Verbes passif :
14  Verbes relatif :
15  Noms :
Mots composés 
Titres 
Proverbes  19  Proverbes contenant le mot taranaka

Mis à jour le 2023/08/16