Entrée manaranaka (taranaka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mandimby ny toetran' ny...: Manaranaka ny renibeny itý zaza itý
Miampita any amin' ny taranaka: Manaranaka ny aretina sasany [1.1]
 Mifindra amin'ny taranaka [1.13]
Explications en français Héréditaire [1.13]
Vocabulaire 
Morphologie 
Présent : manaranaka
Passé : nanaranaka
Futur : hanaranaka

Mis à jour le 2023/01/20